A.SA.FI

Amboara Sarobidy Fitoriana, sampana tanora kristianina fjkm antarandolo fitiavana fianarantsoa, rantsana mpihira. Misy 40 ireo pikambana amperin'asa tanora lahy sy vavy fa efa ho 100 mahery ireo zay miara-miasa aminy. Fikambanana tsy manao politika fa mitory ny halehiben'ny voninahitr' Andriamanitra
Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha