You are here: home > Momba ny takelaka

Momba ny takelaka

Ny takelaka tononkira.serasera.org dia nosokafana voalohany tamin'ny 20/10/2001. Mpikambana vitsivitsy no nampiditra hira vitsivitsy tamin'izany. Ny tanjona dia ny hanaovana ny takelaka ho fitehirizana tononkira malagasy mba hahafahan'ny maro mampiasa izany.

Mazava ho azy, tsy voatery ho marina tanteraka ny tononkira satria ny mpikambana ihany no mampiditra hira.

 

Hevitra

rukbat16 - 18/01/2015 16:29
Mahafinaritra ilay izy sady pratique be no mora ampiasaina eh
Manampy rehefa sendra voatondro hira tampoka eny amin'ny
Fianakavina(hehy) .....
Valio rukbat16
bolotsy - 25/01/2015 17:28
mitady ny misy ny tondrompeo aho fa tsy itako intsony, misaotra anao izay manoro hevitra

Valio bolotsy
hery - 02/02/2015 10:04

bolotsy
mitady ny misy ny tondrompeo aho fa tsy itako intsony, misaotra anao izay manoro hevitra


Eo amin'ny pejy fandraisana ambany havia misy hoe Tondrom-peo vao tonga... dia misy hoe Tohiny.
Valio hery
lalaram00 - 25/02/2015 09:24
Aiza kay ny misy ny tononkira no sady misy tondrompeo?
Valio lalaram00
germainhaj - 02/06/2015 12:13
mankasitraka fa mahafinaritra ahy ilay izy ahitana hira tsara azo ampiasaina rehefa manao fiarahana miaraka amin'ny namana sy ny fianakaviana
Valio germainhaj
mike1 - 02/06/2015 19:08
tsara lay izy !! lay tondropeo zao no tena hakafiziko aminilay izaho mba mianatra gitara , misaotra eeee
Valio mike1
margeo59 - 10/06/2015 15:05
Rahoviana no mba misy ny apps ho an'ny I-phone na Ipad ? tena mba ilaina . Misaotra eh !
Valio margeo59
hery - 11/06/2015 10:36

margeo59
Rahoviana no mba misy ny apps ho an'ny I-phone na Ipad ? tena mba ilaina . Misaotra eh !


Indrisy... mbola tsy fantatra mihitsy.
Valio hery
faharoa1 - 27/10/2015 06:46
MBA mangataka hira kilalaky izay mahay(tsiliva,barinjaka....) mba mangataka zay mahay
Valio faharoa1
boles - 18/11/2015 12:14
Mba mangataka hira fiderana e!!! (Ampifitia, Hosana...) Mankasitraka mialoha
Valio boles
Tohiny...

Hampiditra hevitra