
Mamy Brunette,iza moa ianao?Avy any amin'ny faritra atsimo atsinanana ny madagasikara aho.Izany hoe avy ao Manakara ny tena izy.Monina eto Saint-denis (France) amin'izao fotoana izao.Ahoana ny nahato
... Tohiny

Araka ny nampanantenaina dia nifampiresaka tamin'ireo mpikambana ao amin'ny G.A.T.T. izahay, Groupe Tsidika izay fantatry ny maro amin'ny famoahana horonantsary sy kapila mangilatra mirakitra t
... Tohiny

Tence Mena anisan'ireo nanafana ny lanonana
Nikatona ny alahady 30 oktobra lasa teo ny Festival Jerijery Vavatenina andiany faha-10. Naharitra 5 andro ny hetsika ka ny andron’ny al
... Tohiny

Maro amintsika no efa nahita ny “Groupe Tsidika” na tamin’ny fahitalavitra na re amin’ny fandraisam-peo, amin’ny alalan’ny kapila isan-karazany. Vitsy ihany
... Tohiny

An-kafaliana no ilazana amintsika ny fandraisan'ny tarika Talilema anjara tamin'ny fifaninana iraisam-pirenena Sharq Taronalari tao Samarkand (Ouzbekistan) ny 25 ka hatramin'ny 30 aogositra las
... Tohiny

Fetin’ny
mozika izao, fetin’ny hira, fifalifaliana. Nankalaza izany isika teto
Madagasikara tamin’ny faran’iny herin’andro iray lasa iny, raha tamin’ny
Talata ko
... Tohiny

Miverina eto indray Raozigasy mitondra vaovao ho anao mpamaky.
Nahita masoandro, i TIA : boky voalohany nosoratany.
Tia : amboara voalohany narafitr’i Raozigasy ho fehezan-tononkalo, hizarany
... Tohiny

Lapé na Hery RALAINARIVO
Nanao Mozika tamin'ny Groupe Orchestre iray tany Madagasikara tamin'ny 1985, SEXY MUSIC no anaran'ilay groupe, efa nandeha nitety faritra tany Alaotra iny. Ny Toerana
... Tohiny

AORN na Andriankaja Oelison Robin Narivelo na indraindray mitondra ny anarana hoe Andriankaja Rina, dia teratany Malagasy, teraka tao Befelatanana. Manambady ary manan-janaka roa, mipetraka ao Ambodit
... Tohiny

Ny Feon’Anjomara Vaovao na F.A.V dia Antoko mpihira iray ao amin’ny Paroasy Kristy Mpanjaka Ecar Manjakaray. Niforona tamin’ny Decembre 2004 rehefa nahazo fankatoavana ofisialy tamin
... Tohiny

Ny tarika Trait d’Union dia azo adika amin’ny teny malagasy hoe
« Tsipi-panohizana ».
Toy ny tsipi-panohizana eo amin’ny fomba amam-panao Malagasy sy Afri
... Tohiny

RANAIVOZANANY Gerard no anarako fantatry ny maro @ ny hoe Serah teraka tao Tanjombato Antananarivo t@ ny 24 fevrier 1965 ary monina aty Grenoble France. Tamin'ny taona 2007 no teraka ny ta
... Tohiny

Mpanakanto
anisan’ny manana ny talenta nomen’Andriamanitra azy i Hanitra. 15 taona izy dia
efa nanomboka nihira teny anivon’ny fiangonana ka ny fiangonana Notre Dame de
Lourdes tao M
... Tohiny

Feno
25 taona amin'ity 2009 ity ny namoronan-kira sy nihiràna ny Filazantsaran'i
Jeso Kristy.
1984
: Fotoana namoronan-kira voalohany
1991
: Album N° 1 "Ny loharanako rehetra
dia ao A
... Tohiny

Nanomboka tamin’ny taona 1996 ny tarika ,
nanao concert tao @ amphi théâtre Ampefiloha sady namoaka ny album voalohany
nitondra ny loha-teny hoe « tsy miova Jesosy &
... Tohiny

Ny tarika dia misy mpikambana eo amin’ny 15 eo
ho eo ary mitondra ny anarana hoe Sunrise raha adika dia hoe “fiposahan’ny
masoandro. Nofidiana io anarana io noho ny hevitra rehetra f
... Tohiny

Dj Rodman ; resadresaka nifanaovana taminy talohan'ny hetsika izay karakarainy amin'ny faha 31 oktobra 2009. nanangona Raozigasy
1. Oviana no nanomboka nanao DJMiarahaba ny mpitsidika ny takelaka sera
... Tohiny

RANAIVO
Maminirina Ramiandraharisoa no tena anarako ary MAMI Bastah no anarana hoentiko
amin’ny maha-mpihira ahy, ankoatry ny mozika dia Mpamboly aho . Ny gadon-kira
hiangaliako dia : folk Sy &l
... Tohiny

Tomi DADAROZY no solon’anarana ahalalana an’ i
RASOLOFOSON Fidy Manantsoa, monina ao Antsirabe (Madagasikara).
Mpikambana ao amin’ny OMDA ( Zon’ny Mpamorona)
nanomboka n
... Tohiny

Rehefa vita soa amantsara ary ny fampisehoana nataon'i
Ambondrona tao amin'ny Carlton sy Antsahamanitra, herinandro 2 lasa izay, dia
niroso i Kix sy ny akamany hifampizara revy indray amin'ireo mpakaf
... Tohiny