You are here: home > Tononkira > Zo Ryan

Safidiko (Zo Ryan)

Tiako ianao ka na ho mamy na mangidy efa ianao ilay safidy
Vonona aho ny hitia an-dry mandrakizay ka ho doria Ilay fitia
Tiako ianao ka ho averiko eto anio ka izao no tadidio
Izaho de ho anjaranao vonona aho ny hitia anao Safidiko ianao

Bridge :
Tsy handao anao mihintsy aho na oviana na oviana
Ny foko mitempo ho anao hatrizay ka na any aoriana
Hitia anao hatrany n'inon'inona hiseho
Na amin'ny mora na amin'ny mafy izaho mbola ho eo

Tsiky dia ampyRefrain :
Safidiko ianao, fitiavako ianao
Safidiko ianao,izaho anjaranao,ianao anjarako
Ianao ilay safidiko

Izaho tsy handao anao izany mihintsy na oviana
Ny foko mitempo ho anao hatrizay ka na any aoriana
Hitia anao foana n'inon'inona fotoana ,ianao ilay safidiko
Izaho tsy handao anao izany mihintsy na oviana
Ny foko mitempo ho anao hatrizay ka na any aoriana
Hitia anao foana n'inon'inona fotoana,ianao ilay safidiko

Auteur/compositeur/arrangeur : Zo Ryan

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Zo Ryan
Mpamaky : 197
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Zo_Ryan_Page_Musique
Tamin'ny : 08/04/2018 13:17:35
ID : 10535

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo