You are here: home > Tononkira > ZEZEX

Ankoso-bolamena (ZEZEX)

Ianao no tena tsara
Izany no hevitrao oo
K'izay nandalo ho anao
Dia tsy mba nahafa-po anao.
Soloy isan'andro e
Ovao isan'ora
Fa rehefa momoka ny kofehy
Dia hikorisa moramora. (x2)

Ref:
Nafeninao tamin'ny tsiky
Ny toetranao mody maty
Nototofanao hatsarana
Ny fombanao izay efa ratsy
Nampoiziko toy izany iii
Naleoko ihany izaho tsy nitia ah tononkira.serasera.orgha ha
Voafitaka aho re ry aiko รด
Nanadino ny efa ela
Hay varahina kay ity izy
Fa tsy tena volamena. (x2)
...........................
Izany ry zalahy
No tanatara nisy fahiny eee
Kapainy aho anio
Ampitso indray mitsiry
Hilentika ny masoandro e
Ary tsy maintsy mody
Fa rehefa lalina kosa ny rano
Fa iza izy tsy hipody. (x2)

Ref:..................(x3)
Eeeh! Atao akory e!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ZEZEX
Mpamaky : 92
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : christophe17
Tamin'ny : 11/07/2018 08:25:16
ID : 10734

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo