You are here: home > Tononkira > ZEZE Mahanoro

Elisea Mpaminany (ZEZE Mahanoro)

Teo amoron'i Jordany nisara-dia izy
Tsy iza izany akory fa ireo mpaminany roa lahy
Elia sy Elisea mpanompon'andriamanitra
voatendry hamonjy an'israely

Indray mandeha izay lasa i Elisea
Niainga ny maraina, niala tao Galgalà
Niolomay izy namonjy an'i Sonama
Nanatontosa ny sitrapon'ny Tompo

Vehivavy sonamita ilay maty vady
Tsy nanana afa tsy mioTsiky dia ampyra iray taovara
Nanatona an'i Elisea izy ka nanao hoe :
Vonton-trosa ka afaho Tompo ô

Nampanangona tavoahagy i Elisea mpaminany
Nofenonina diloilo ireo tavoara marobe
Nitombo zato heny ny diloilon-dramatoa
Nanefany ireo trosa marobe

Nony avy teo, lasa i Elisea
Namaky ala mangina, nitety lohasaha
Nanohy ny tolona izay nampanaovina azy
Dia ny hamonjy ireo zanak'Israely.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ZEZE Mahanoro
Mpamaky : 58
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 11/01/2017 20:34:55
ID : 9068

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo