EFA VOATONDRO ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-Ny Fiainako mihintsy no tsy ho Feno....
Toa zary hangatsiaka,tsy mety hahenoina HAFANANA :
RAHA TSY HO AHY...NA HOE TSY HO EO ANILAKO ENAO!
MANDRITRA NY ANDROM - PIAINAKO REHETRA .

-Tsapako Ho maizina daholo....
Izay rehetra,manodidina AHY :
RAHA TSY HO AHY...NA HOE TSY HO EO ANILAKO ENAO!
MANDRITRA NY ANDROM - PIAINAKO REHETRA .

" EFA VOATONDRO, EFA ELA , FA IANAO HO AHY...
IZAHO KOA DIA HO ANJARANAO....
FITIAVANA ROA NO HANJARY HO IRAY, ARY HO
MANDRAKIZAY....
KA NY FIAINAKO DIA HO FIAINANAO IHANY ."

" OMEKO ANAO NY TONTOLOKO ! "
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 'Zay
Vangy : 24581
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : Tojo
Daty : 08/11/2003 03:25
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0435