Ataovy zay mety ('Zay)

Mpihira : 'Zay
Mpamaky : 2292
Nampidirin'i : Heriniaina
Tamin'ny : 21/10/2001 23:10:05
ID : 58

Omaly nisy adiady
Nandratrana ilay fo
Adino hatreo ireo tambitamby
Ka navesatra ny loha

Androany kosa andro fety
Andro feno fifaliana
Aleo hivalona ny omaly
Ndeha ho atao ‘zay tena tiana

Ref : Ataovy ‘zay mety e,
Fa tonga ny fety e,
Aoka ho fo vaovao
No hiara hitempo aminao
Ataovy ‘zay mety e,
Fa tonga ny fety e,
Hiara hifalifaly
Hiara hikorana
Ataovy ‘zay mety e,
Fa tonga ny fety e,
Adinoy ny omaly !

Ny alahelonao omaly
Aleo hivalona any
Tsiky vaovao
No hozaraiko aminao.
http://tarikazay.alterlinks.com/

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo