You are here: home > Tononkira > zara

Mampisy appétit (zara)

Partie1:2x
Iz'koa valeur,mbola ambany volamena
Na Diamand na Saphire,
Emeraude na Andramena!!
Na zovy hiseho mafy,
Ankilako eo k'aza magnèna
Na amegna milliard,
Za ty 'fa tsy hiala

Refrain:1x
Koa hamin-draha anao,
Miragna antely ee
Ny toetrinao koa tsara,
Alaigny modely ee
Koa hoanigny anao,
Ary haiko masiro oo
Ampiagna an-tsary manga
Ndraiky madiro
Mampisy appetit (mampisy appetit)
Tena mampisyTsiky dia ampy appetit (mapisy appetit)
Mampilela-tsogny (mampilela-tsogny)
Mampilendalenda mahita anao cherie

Mmm.....
Partie2:
Matetik'amin'olo aroe
Mifankatia tsy hainao ny malaigny
Hitady androba-draha,
Tsy faly mahita rah manjary!!!
Ka noho zegny cherie
Alaiva honogno tsarabe vadiko oo
Alohany ho meloko,
Aleo fo magnontany

Refrain:2x
Koa hamin-draha........
......        ..........
    
  
..............mahita anao cherie


vita

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : zara
Mpamaky : 62
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Eddyssah
Tamin'ny : 06/12/2018 13:59:16
ID : 11201

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo