Freest'n lalana (Zakai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ra Mathieu ihany lesy ty fa tsy niova
Saingy variana miady fa tsy miandry lova
ok

Aty Paris, birdenay ny mic ry zandry refa vita ny fety
Fiandrasana an'i Zakai toy ny miandry fivoahan'ny iPhone 7
Big up 67, atolotra ho an'i Strasbourg sy Tana
Tsy matsiro ny rap amin'izao ka ho ampiko voatabia Fana
Fa,
Fantako fa ilay lazako no ilavan'ilahy ahy
Izy miodina toy ny tandrimo nefa dia omen'ialahy fitiavana
Maloto fanahy,
Tsy za no misy devoly ry zandry fa izy ry baina no misy ahy
Ho rapako daholo avokoa ka antsovy raha toa ny Mc's misy sahy
Haaaa-tezerana ihany no manjaka ao anatin'ny rà
Zakai loharano madio sy sahy hita mikorina ao anatin'ny rap
Ka mafy mafy ihany ilay manao fianana solo ry zandry
Ny vatana mety hoe mitana fa ilay fisainako ny ahy no tsy mandry
Rehefa Zoma, dia mivoaka daholo ny jeunes d hoe mibika,
Andro iray ataolotrin'ny avo anà, dia efa magnifique kanefa,
Tsy dia tiako atoro an'ialahy ilay fika
Omeko an'ialahy ny ato an-dohako dia afaka roa minitra ialahy mivika

Iza no tsy nazaka dia firy no very?
Raha avokako koa ilay foko dia firy ny fery?
Firifiry ny vizaka miaina amin'ilay andro sarotra?
Raha raikitra koa ny komondry dia iza no iharitra?
Tratra ny cambr'aho nisy fotona aho nianjehan'ny polisy
Ao anatin'ny rap MG otran'ahy tsy misy
Mangina ny vava raha misy enquête
Alatsaho ny bandy akama dia efa miomana ho voan'ny tête
Tête.. Raha volo ny fiainako rapa be feno tikety
Mety raha tsy ray no ravahana vatosoa tena mirenty
Twenty ny taonako nefa zoky olona aho anaty rap
Izay mihaino ahy dozy toy ny rastaman mifoka frappe
Mafy be aho maka snap
Manome aho raha misy ny ahy
Ny bonnet misy lavaka roa mivadika cagoule
Fa izahay tsy manao snapback.. to the future
Ilay fo
--------
Rohy:
Hevitra
mamonjinirinaaina18 ( 11/07/2018 17:29)
ngah tsisy toiny tsony
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zakai
Vangy : 5068
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Alkaizii
Daty : 13/06/2017 18:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.075