You are here: home > Tononkira > Willy

Jamba (Willy)

Ooiey! ô ô ôh!
Mba nieritreritra aho
Ka nandinika ny fiainako
Dia tsapa ny tao ampoko tao
Fa nila anao 'lay fitarainako. (x2)

Jamba ve aho
Sa izany no tena tia
Ilay fitiavako anao
Tiako raha ho doria.(x2)

Solo........

Tena tia anao 'ty foko
Anilanao aho lavitry ny toloko
Babonao tanteraka anie aho
Ianao foana akia no ato an-tsaiko.

Lalam-piainana akia ny fitiavana
Tsy ho haiko hoe ahoana ny mitia
Satria ianao no ilaiko ho havana
Ka ny hisaraka aminaTsiky dia ampyo dia sanatria.(x2)

Jamba ve aho
Sa izany no tena tia
Ilay fitiavako anao
Tiako raha ho doria.(x2)

Tia anao aho ka mitalaho
Babonao aminy fo
Moa ve mba raisinao
Ity foko torotoro tokoa.(x2)

Jamba ve aho
Sa izany no tena tia
Ilay fitiavako anao
Tiako raha ho doria.

Tia anao aho ka mitalaho
Babonao aminy fo
Moa ve mba raisinao
Ity foko torotoro tokoa.(x2)

Moa ve mba raisinao
Ity foko torotoro tokoa.

Moa ve mba raisinao
Ity foko torotoro tokoa oooh!
Ôôôh! I love you.....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Willy
Mpamaky : 150
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : christophe17
Tamin'ny : 01/12/2018 10:31:26
ID : 11190

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo