You are here: home > Tononkira > Willy

Fagnafodim-pitia (Willy)


Ekeko marina fa tena lahatra
Olo roa miaraka kô tafisaraka
Faniriagna atsika olombelo
Zagnahary no manapaka

Zaho aloha tsy magnome tsigny
‘Reo olo mitomany tena kivy
Sedra-piainana eto an-tany
Zakaina na mafy mangidy

Matoa niaraka tsy nanantegna hisaraka
Matoa nisaraka dia ‘zay angamba no lahatra
Na dia marary manadigna ilay taloha
Fanafodim-pitia miandry olo hafa tena tia

Aretim-pitia, fanatononkira.serasera.orgfody dia fitia
Solution omeko anao, mitadiava vaovao
Fa izy tsy anjaranao

Ekeko anao marary
Anao latsa-pitia tojo fisarahagny
Lalam-piainana eto an-tany
Misy hafaliagna sy tomany

Ekeko anao mijaly
Marary  fo nilaozan’olo tiagny
Ranomaso fafao, izy tsy anjaranao
Mitadiava vaovao

Aretim-pitia, fanafody dia fitia
Solution omeko anao, mitadiava vaovao
Fa izy tsy anjaranao

Ranomaso fafao, odim-pitia omeko ao
Mitadiava vaovao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Willy
Mpamaky : 476
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 15/04/2019 16:21:54
ID : 11540

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo