Manao vakansa ny voay (Wada Jiolambups)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray ny vatanay mila masoandro mibaliaka be
Mba te hanao bye bye an’i sefo deba mpanalika be
Mba mila rivotra madiodio sy sipa mampivika be
Selfie amoron-tsiraka anaty short mibika be

Rien à, rien à foutre ‘zay asa mbola tsy vita any
Hipoka be aty am-povoany fa aleo aho mba haka sisin-tany
Ouainina ao am-bovo eo elah raha hitetika hisiosioka any
Tsy maintsy tongako any na misy akama na tsisy any

Hanao vakansa ny voay e, dia haka tavy any indray
Ranomasina sy coco
Bye bye ianao ho’aho rasefo o
Oyooooooo

Anisan’ny ankafiziko ny any amin’ny sisiny
Tsy dia miasa saina dia miha matavy, mitapy tsy fidiny
Vitsivitsy ny sipa mipataloha noho ny mi-bikini
Manaiki-damba be dia be takolaka tsisy nifiny

Amin’ny tora-pasika plazy no mihaino vazo mare
Kaly fruits de mer sy coco fa mbay tany ny soupe jarret
Ya, mikôpy elah, kôpy elah, izay ihany, izay ihany io ho’aho no fetra
Fa alohan’ny hodiana tsy maintsy asiana sovenira be, Jah

Coca ihany, coca ihany, sy kaya ihany, kaya ihany
Arahana mozika reggae
Aleo milalalala lalalalala

Hanao vakansa ny voay e, dia haka tavy any indray
Ranomasina sy coco
Bye bye ianao ho’aho rasefo o
Oyooooooo

Yeah man,
Dia atolotro ho an’ireo rastaman bomboclat tsy mahazaka bedô
Dia atolotro ho an’ireo rastaman milaza azy ho batman nefa be tomany

Hanao vakansa ny voay e, dia haka tavy any indray
Ranomasina sy coco
Bye bye ianao ho’aho rasefo o
Oyooooooo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Wada Jiolambups
Vangy : 5432
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/04/2019 14:49
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118