You are here: home > Tononkira > Vonjy Bekily

Ny feoko (Vonjy Bekily)

Ny feoko no itarainako amin'ny JEHOVAH
Ny feoko no ifonako amin'ny JEHOVAH
Loarako eo anatrehany ny fitarainako
Ambarako eo anatrehany ny fahoriako

Ref:
Raha reraka ato anatiko ny fanahiko
Dia fantatro ny alehako
Eo amin'ny lalana izorako ouh
No nanafenany fandrika ho ahy

Jereo eo ankavanana ka izahao
Fa tsy misy olona mahalala ahy
Foana avokoa ny fiarovtononkira.serasera.organa ahy tsy misy miahy ny fanahy
Mitaraina aminao aho JEHOVAH รด oh

Ref:
Hoy izaho ianao no aroko sy anjarako
Eo amin'ny tanin'ny velona
Henoy ny fitarainako fa reraka indrindra aho
Vonjeo amin'ny mpanenjika ahy,
Fa tsy leoko ireny e!e!e!
Avoahy hiala amiko
Mba hiderako ny anaranao,
Manodidina ahy ny marina a,a
Satria nanisy soa ahy ianao
Satria nanisy soa ahy ianao


Salamo:142.1

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Vonjy Bekily
Mpamaky : 156
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Davcascia
Tamin'ny : 07/10/2017 10:53:08
ID : 10046

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo