Ampy Izay (VLM Finoana Fenoarivo)

1- Ampy izay Jesosy ô, ny andro izay nandàvanay ny antsonao mba hanehoanao ny voninahitrao;
    Ampy izay tena ampy fa indreto izahay vonona ny hanao ny sitrakao.
  (Choeur: Ampy izay, ampy!...... Ampy izay Jesosy ô!....indreto izahay vonona ny hanao ny sitrakao!)

Ref: Tsy hanaraka intsony ny fanaon'izao tontolo izao
        Fa hiasa sy hitory, hatononkira.serasera.orgnandratra avo ny Anaranao
        K'ireo fahotàna sy hadalàna izay mpangeja anay
        foinay, resenay amin'ny Anaranao.

2- Ireo namanay koa italahoanay aminao mba handray Anao ho Tompo sy Mpamonjiny hatrizao;
    Ianao no irinay hanafaka tokoa, ououou sy hampionona ny fo.
  (Choeur: Namanay, vonjeo!..... Mitalaho Jesosy ô!....hanafaka tokoa, ououou sy hampionona ny fo!)

Hevitra mandeha

goodnssgirl (01/07/2017 13:31:20)

How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Finoana Fenoarivo
Mpamaky : 673
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : mamimahatoky
Tamin'ny : 28/06/2017 22:53:15
ID : 9740

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo