Nahoana Ianao Jeso no maty ho ahy ? (Vivaldi Laulne)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1:
Nahoana ianao jeso no maty ho ahy,
Nahoana ianao no namonjy ahy,
Voavaliko anefa izany fa fitia,
Fitiavana tsy misy toa ny anao.

Rf:
Bass(fa fitiavana).
Fitiavana,fitiavana,fitiavana no namonjena ahy (sy ianao)3em voix,
Fitiavana,fitiavana,fitiavana,mba ho mandrakizay,

And2:
Nalatsakao ho anay ny ranao,
Mba ho famonjena,
Voatorotoro ny ainao,
Noporofoina izany ka fiti,

Rf:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vivaldi Laulne
Vangy : 1156
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : vivaldi18
Daty : 23/07/2018 09:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1276