You are here: home > Tononkira > Vijo

Rirignina (Vijo)

Rirignina ny andro mangatsiaka be tsy misy hafagnana
Mandry amin-tany, ny tànana fô no atao ondana
Tsy mbo misy jiro natao hamindroana sahiragna
Rirignine e

Izy koa mbo azoko natao
Nariako lTsiky dia ampyavitra agny e
Rirignina e

Alina ny andro maizina be tsy misy hazavagna
Maro ny olona midoko an'arabe tsy mbo misy tragno
Aiza ny havana mbo tavandraigna tsy hita
Rirignina e

Aza mangatsiaka koa zah amin'ity taona ity

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Vijo
Mpamaky : 224
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 15/05/2018 22:08:46
ID : 10603

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo