Aza manary toky (Vetson'Androy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ange zato ianao
No milofika tahak'izao.
Hita misoritra eo an-kandrinao
Fa ory ianao
Inona ary no tsy zakanao
Ka mandreraka anao toy izao
Ny fiainana ve no tsy tantinao.

Mitrakà ka aza kivy
Raha sendra izay mangidy
Mijoroa, ka mahereza
Atanjaho ny saina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'Androy
Vangy : 3464
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/06/2019 23:02
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115