Vady standard (Verra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola chance-nao atsika hoe misy zaza
Fa laha tsy 'zay efa ela zaho ro niala
Amin'ny hadalagnao tsy misy farane
Efa trop loatse ka tsy tantiko papany e

Androany ianao mifona nefa manao koa amaray
Anao tsy mety miova fa fiainanao fe zay, fe zay
Iaretako fe maharary e
Zaho mivoaka nefa tojoko lehilahy tsy manjary

Standard vadiko iny zalahy
Koa resaka ampela diplômanazy doctorat
Izy koa viavy io nahazoanao grade
Vadiko iny zalahy angamba efa amiral e

Ditraditrany io efa tsisy lera
Antegna vady an-trano lasa malle arrière
Sipany ireny lasa mahazo devant
An-tegna mihafihafy karaha remplaçante

'Ty azy au contraire, vady an-tragno tsy mahazo toera
Ambadika any lasa meilleure, an-tegna ro tavela
Vazaha, gasy, sinoa, karana e
'Reo fa miaraka aminy jiaby

?
Standard vadiko iny zalahy
Koa resaka ampela diplômanazy doctorat
Izy koa viavy io nahazoanao grade
Vadiko iny zalahy angamba efa amiral e
?
?Standard eia, toujours mahita couloir eia?
Vady standard eia, toujours mahita couloir eia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Verra
Vangy : 3985
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 31/07/2018 16:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.728