Barakay (UMJ(106))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mba nantenaiko nefa lasan'olon-kafa
Navelanao hangaina ity foko latsa-paka
Ka mandehana ianao
Fa zah koa tsy hitana
nadia tianao ary ah
Niantsika efa tsy anjara
hadinonao ilay voady izay nataon-tsikaro
Dia lasindry nandao fa (efa niova fo)*2

Kôzikô aminao ianao mbola hanenina
Fitak'ataonao ahy tsy takon'afenina a!
Kôzikô aminao ianao mbola hanenina
Fitak'ataonao ahy tsy takon'afenina a!
Ref:
Ka mandehana ianao
Zah tsy mil'intsony
Anek'afan-draimitady
F'izao tsy azonao izany
Zah mba nitalaho tsy norarahinao ou
Ilay foko efa jamba dia natakalonao
K'aleo (barakay)*3
Niantsik'aleo (barakay)*3
Ka mandehana ianao
Zah tsy mil'intsony
Anek'afan-dray mitady
F'izao tsy azonao izany
Zah mba nitalaho
Tsy norarahianao
Ilay foko efa jamba dia natakalonao ou!

**Aleo hitraka fa lehilahy ny tena**

Ka any aoriana any raha tonga ianao hifona
Zah raha tamin'ireny mba miteny tsy mba nienona
Ka raha ianao mieritreritra hoe tsika hifamerina
Non,non tsisy tsony zany
Mandrak'izay doria,amen

Ref:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : UMJ(106)
Vangy : 1047
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tijaisman
Daty : 12/11/2018 22:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765