Mbola tia (Tyx. R)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tia

Après le temps passé près de toi
Je poursuis mon bonheur
Si bien était la vie c’est toi
Qui a fait rebattre mon coeur
Mais pourtant il y aura toujours
Cette plaie gravée en moi
Car je suis partie
Et tu es loin de moi

REF : Fa mbola tiako foana ianao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Tsy mety lefy ny fitiavako anao
Fa mbola tiako foana ianao
Na dia hoe lavitra aza ianao
Tsy mety lefy ny fitiavako anao

Je ne sais vraiment, comment faire
Pour retenir mes larmes
Car tu ne peux venir ainsi vers moi
non, non baby !
L’amour est tellement fragile
Et si fort à la fois
Car j’ai besoin, que tu sois près de moi...

REF :
PONT : Na lavitra aza ny dia
Ny lalana ho aleha
Eto amin’ity fiainana ity
Aoka haharitra anie
Ireo tambitamby , teny mamy
Ireo hafaliana tena tiana
Nifanaovantsika efa hatramin’izay
Hatramin’izay

REF :
FIN

Parole: Anny RAHAJARIZAFY
Tyx RAZANAPARANY

Muzik : Tyx RAZANAPARANY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tyx. R
Vangy : 3190
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 05/07/2003 11:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733