Kotsa (Typikalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro:
Mafianarhouse you know,
Selectacyemci.. ao elah,
Alongsidetypikaloelah,
Typikalo est là?
Typikalo est lààà!!!

Couplet Pyro:
Ragga muffin dance …kotsakotsa,
Vibrationmiaraka @ dancehall dance …kotsakotsa,
Masera sy vaiavy jiaby izay maregny anay midance…kotsakotsa,
Président sy Baquart atao miaraka midance…kotsakotsa,
Mpandihanay…kotsakotsa,

Fa rahmitady elah,
Omena vibeelah,
Aza mikisaka,jereo dia araho ny patiny a,
Slackness @tongotra ..mipasselah,
Alaivo le vaiavy f'aza dia mitataelah,
@ sofina … danchehall,
Misy mifinty karamisoma boly,
Typikalo est là ,Mafianar est là,
Aza maikapyro gang navy zaozalahy,

Refrain:
Ndao mba hoany )x2,
Ra kotsa leakanjo mèc dé alao tany (azalah !),
Ndao mba hoany )x2,
Vêtement, sous-vêtement izay kotsa alao tany (azalah !),
Ndao mba hoany )x2
Vibe-rationmiaraka amin’i Typikalo (azalah !),
Ndao mba hoany )x2
Tsemboka mameno tavanay fa tsytomany!!! (azalah !),


Couplet Tann Faya:
Ndao remba iaraka e!,
Fa havanay enao io na matavyio na mahia,
Ndao ifangaro anie,
Fa manan-jo ny ho kotsa nge na moche io na jolie,
Oanze(kelynalehibe),
Milamba mandatsaka matsapa rodobe,
(courtcourtcourt… akory man),
Milamba manintsana manala ko ryGyal,
Ra milamina(akortano),
Gangamlé normaly (aboridano),
Miakatrailaymaripana,
Akorotano, Aboridano x4,

Refrain2
Animation:
Madafoaka (2 mesures),
Moov e moov e (2 mesures),
Tikyeky men.. madafoaka (4 mesures),

Couplet Rajdy Man:
Typikalo Kotsa,
Mihetsika ianareo kofy sy Gyal f’aza votsa,
eh!Original sady tsotra,
Eo enao lemandihy mankafy vao zay M’poitra,
Aza menamenatra,
Asehoy lepas Tanana ambony feh mivelatra,
ha!vatan-dry manjelatra,
Mendrika antsoina anjely misy elatra,
Voamasoko mila ipotsaka,
Mahita an’le gyal mirotsaka,
Ambanyn’atsembohany mitosakatosaka,
Miaraka @levatany mampi-hotsakahotsaka,
Aza taitra ianareo fazayle kotsakakotsaka,
ha!vibe tsy ankiato ty n’ahn’balaka zay valaka,
Aza misalasala ny fandrina malalaka,
Tsisy bedy na juskamaraina ts’isy kredy,
n’iza Ikredy.. oento aty ampitahoriko an’fredy,

Refrain x2

[Mafianar / Selecta Cyemci Okt. 2013]
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Typikalo
Vangy : 1850
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 25/10/2014 19:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3708