Misaotra ôla (tya'vina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Öla Öla Öla Öla Öla
Öla Öla Öla Öla Öla
Öla Öla Öla Öla Öla
Öla Öla Öla Öla Öla
Fa noho ianao ihany
Noho naha toy izao ahy
Fa raha tsy teo ny tananao
asa angamba ’lahy
ka noho izany ilaiko fona
ny fanohananao mandava-taona
noho izay vitanao rehetra tamiko

ref:
isaorako, ankatoaviko
’zay vitanao rehetra hatr’izay
Ifaliako, hitsinjahako
ka misaotra lahy!!!
Öla Öla Öla Öla Öla
Öla Öla Öla Öla Öla
Öla Öla Öla Öla Öla
Öla Öla Öla Öla Öla

fa na izay rehetra
tsy mba nankafy
tsy maninona fa asaiko
avy aty!!!!
hiara-hifaly aminay
noho izay fiarahantsika izay
tsy ho adino fa hitoetra mandrakizay
ref
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : tya'vina
Vangy : 3158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 10/07/2007 07:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0763