Ho namako (ft Mr Sayda) (Twokii)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mr sayda


Fa efa tadidy tany adihizana
Tononkira an-kafizana
Tsy aoko na dia fizana
Fa tiko mba honamako enw ( namako enw )
Fa mbola revy tiko ho tohizana
Tsy aoko na dia fizana
Fa tiko mba honamako enw (namako enw )
Magataka aho aza avela hody tanam-polo
Fanantenaiko farany ny teny omenao
Zh ko efa vonona ny anolokolo o
Fa raha misy anao mirehitra ny tanimena e
De ozy enao zah be resaka tanimena ve irehitra
Jereo zaho fa efa miezaka mamorina ny tsisy ahy hoanao
Avenira ntsika sy enao

????????????????

Efa omeko zay tsara indrindra avy @ko omeko
Zay atahata nw rehetra nekeko
Zay tina hono mitombo tarehy
Tafalatsaka aha fa tena mibaboka re


Zay atahata nw rehetra nekeko
Zay tsara indrindra avy @ko omeko
Zay tina hono mitombo tarehy
Tafalatsaka aha fa tena mibaboka re




Twokii



Relax ry piso fa aza maika ny ande amoronako ny tsisy mihitsy androany
Tsy nataotaoko fona ty fa ezaka ela be ny anome fafam-po anw atrany
Amalifaly anw tanjona ntsika iharamim-banjona ny hoavy ( hoavy )
Zay matonga anah io nge mba hoavy ( hoavy )
Ka mengavy aza avela adalo matoa tonga de matsiaro ny akamoko tsy atakalo
Tsy anampy volamena sady tsy manana fiara
Fa raha sitrakao tsy andrasako ela
Fa tonga de alitara
Ka aza avela angaina e
Aza alefa ody maina
Raha revy sakreko na tsisy coupage seka maina e
Ny ampitso mbola tsy fatatra fa enw sisa ni andrasana
Anambara lay nofy
We rovina enw vo hoay
Fa otrin'izany ko ny foko ????
Tiko itempo tsy angina
Fa itatananao madrakizay
Fa na miakatra na midina
Ny mpialona adihizana
Fa ntsik roa efa natao horay
Ka aza omena tsina aho
Zay mitombo tarehy
Arakiny kozin'i Mr sayda we



Efa omeko zay tsara indrindra avy @ko omeko
Zay atahata nw rehetra nekeko
Zay tina hono mitombo tarehy
Tafalatsaka aha fa tena mibaboka re


Zay atahata nw rehetra nekeko
Zay tsara indrindra avy @ko omeko
Zay tina hono mitombo tarehy
Tafalatsaka aha fa tena mibaboka re



#by Nayha
--------
Rohy:
Hevitra
radanielmanda ( 16/12/2017 10:23)
Zay tsar retra av amik nomek na atramin mbol ts itanw!.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Twokii
Vangy : 3625
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nambtsu
Daty : 16/12/2017 10:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072