You are here: home > Tononkira > Tvbroadcasting

TIAKO IANAO SATRIA RAHALAHIKO (Tvbroadcasting)

Mba saintsaino ange ianao tsy irery akory
‘Ty aho handray anao,ny tananao atolory
Ho namanao,tia anao ka tsy hanary anao
      Fa tia anao…ooo
Izao no tsarovy rah toa ianao tomany
Hoe misy Havanao n’aiza n’aiza eran-tany
Jehovah izao no miaro anao sy Ray miahy anao
      Sy tia anao…ooo
           Tsisy ataon’ny Ray diso anjara
           Na dia hoe iray aza
Izay misy anao na dia sarotra aleha
Na any anaty ala ,nosy lavitra be
Ho hitanao fa hoavy ao ireotononkira.serasera.org rahalahinao
Hanampy anao…ooo
           Tsisy ataon’ny Ray diso anjara
           Na dia hoe iray aza
      Fa ‘ty tontolo ity masiaka
      Tsisy hoe fiahiana tsy miantra antsika
       Soa ihany isika misy miahy
       Jehovah sy ireo rahalahy.
                        …ooo
Izao hoy Kristy ‘nareo mifankatiava
Dia isika eran-tany mifankatia lalandava
Tsy irery ianao;zaho tia anao;zaho koa namanao
                  Fa tiako ianao…
                                          …ooo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tvbroadcasting
Mpamaky : 97
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : raniNi1
Tamin'ny : 15/05/2019 11:51:01
ID : 11690

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo