Aleoko maty (tsiresy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o manaiky anie aho
hoe Ianao no Mpanjakako
Tompo ô manaiky anie aho
ho mpanomponao
ireo izay rehetra natao
hiderako hanandratako
hitoriako hatrany
ny anaranao
............................
Refrain
Aleoko maty toy izay
hanala Anao ato ampoko indray
aleoko tsy misy toy izay hamadika anao
toy izay lasa izay
............................
Tena hivavaka aho
ho tia sy hanompo ary hibebaka
hitandrina hatrany hatrany
ireo didinao
Ireo izay rehetra atao
hanajako ary hanompoko
hanadratako hatrany
ny hatsaranao
..........
Refrain
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : tsiresy
Vangy : 987
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : joachimramaroson2
Daty : 02/10/2018 10:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719