You are here: home > Tononkira > Tsiakoraka

Namana (Tsiakoraka)

Misy misoka any an-tokotany any  Namana!
Misy miantso eny an-dalambe Namana

Réf:
Namana ireny Tena namana
Namana ireny Tsy mba namanamana
Hitantarana ny zava-manjo Namana
Mankahery sy mampitraka ny lohTsiky dia ampya
Namana

Réf:
Namana ireny Tena namana
Namana ireny tsy mba namanamana
Mitsikitsiky ao anatin’ny maro Namana
Mampievina raha sendra mahatsiaro
Namana

Réf:
Namana ireny Tena namana
Solon-drahalahy Tsy mba namanamana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsiakoraka
Mpamaky : 21269
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 25/10/2001 16:10:23
ID : 102

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy