You are here: home > Tononkira > Tsiakoraka

Miantso anao (Tsiakoraka)

Miantso anao ry Ray
'Ty zanakao very dia
Efa fantatrao hatrizay
Fa tsy mba haiko ny nitia

Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa miantso anao, miantso anao,
Omeo fahaizaTsiky dia ampy-mitia

Olona tsotra aho ry Ray
Toa ny rehetra harinao
Nianatra aho fa tsy nahay
Zary nanalavitra ny tavanao.

Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa miantso anao, miantso anao,
Omeo fahaiza-mitia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsiakoraka
Mpamaky : 3213
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 28/07/2015 11:16:28
ID : 7607

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo