Ladina an-tany (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay ladina an-tany
Tsihy dia jiafotsy ary koa lambaoany
Tsy nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy nisaraka maina

Ny tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana handrovitra tsihy
Satriny aza misy rotsirotsiana
Zarany aza tsisy fandriana

Ny omaly niantso fitia
Ny ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao miantso tomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2301
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:17
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0554