Tsimbotry sy adrisa (Tselonina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsimbotry sy adrisa isika olombelona
F’izahay aty mirary soa anareo

Tsy vola, tsy harena mahaory anareo
Zava-tsarobidy, kilalaonareo
Kanefa ny saina tsy mandry manontany
Mbola misy tsy ampy, mbola tsy ampy
Izahay aty mirary anareo.


(Tselonina sy Mireille)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tselonina
Vangy : 2688
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/03/2015 00:40
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9333