You are here: home > Tononkira > Tselonina

Sabotsy hariva (Tselonina)

Tsy eo ny alahady fa mivavaka ihany
Ny ampitso ho raharaha, hamita asa eny an-tsaha
Ny talata toa fady fa mbola hitady
Hitady zezi-bazaha
Fa ny alarobia tsyTsiky dia ampy mety satria
Tsena ny alakamisy
Ny zoma tsy azo idifiana fa be zava-takiana
Ny tsenam-pamatsiana
Sabotsy hariva any aho mandalo any aminao e
Sabotsy hariva any aho mandalo any aminao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tselonina
Mpamaky : 1361
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 22/07/2014 20:57:43
ID : 6627

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo