Reo Zay Milaza (Trompetra Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Reo zay milaza ny tenanany
Ho mpivavaka
Ra jerena toa hafahafa
Mitondra baiboly,fihirana eny an-tanany
Mahonena ny mahita azy ireny

Trio:
Reo zay milaza ny tenanany
Ho mpivavaka
Ra jerena toa hafahafa
Mitondra baiboly,fihirana eny an-tanany
Mahonena ny mahita azy ireny

Refrain::
Io indrindra anie
Hilazany ny Tompo hoe
Tsy izay rehetra
Miantso hoe Tompoko
F'izay manao ny Sitrapon'anie
No mandova(Mandova) Lanitra


2-Lozanareo mpihatsara Velatsihy ireo
Sy ireo mpitarika anjamba
Fa hianareo dia tahaka ny fasana
Zay voalalotra fotsy ivelany

Trio:
Lozanareo mpihatsara Velatsihy ireo
Sy ireo mpitarika anjamba
Fa hianareo dia tahaka ny fasana
Zay voalalotra fotsy ivelany

Refr::
Io indrindra.............

3-Maro miseho @olona ho marina
Ny ao anaty toa mainty
Mampalahelo feno ratsy mampatahotra
Eo amin'ny fitsarana farany

Trio:
Maro miseho @olona ho marina
Ny ao anaty toa mainty
Mampalahelo feno ratsy mampatahotra
Eo amin'ny fitsarana farany

[Refrain 2×]

A/C: RAZAKAMAHEFA Jules Gilbert
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Trompetra Fitiavana
Vangy : 1594
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Landrio
Daty : 12/01/2017 21:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1066