You are here: home > Tononkira > Tovo J'Hay

Tsy niriany (Tovo J'Hay)


Izy anga  nanan tsafidy
fa zay kely hananany ihany
No tiany hiainana ety
Handreseny ny ankason ny tany

Nitomany aho e!
Manodidina azy  tsisy anjely
Tsy misy mpiaro e!
Fa mandevina fahoriana irery

Tsy niriny ny hitsipi pako
Tsy niriny ny hangataka ety
Faraidin izay fiainana
No mba lova nomena azy tety
Nofinofiny   anie aza kely e
Tsy mba asa na fianakaviana
Fa sakafo ary akanjo sy tafotrano
Handosirany  izay mety hamono azy

Ref: Resy lahatra aho fa mbola be fihantrana
Ny olona manondidina azy androany ahalala tanana sy ho be fitiavana
Resy lahatra ao na hoe na ratsy aza ny tany
tononkira.serasera.orgdia mbola misy fanantenana hoe hanampy azy ianao  ka omeo tanana

Izy  anga  oa  no nisafidy
fa vao teraka  d efa toy izao
fianana mafy sy mangidy
Efa sosona ao ambany hoditra  ao

Nitomany aho e!
Manodidina azy  tsisy anjely
Tsy misy mpiaro e!
Fa mandevina fahoriana irery

Tsy niriny ny hitsipi pako
Tsy niriny ny hangataka ety
Faraidin izay fiainana
No mba lova nomena azy tety
Nofinofiny   anie aza kely e
Tsy mba asa na fianakaviana
Fa sakafo ary akanjo sy tafotrano
Handosirany  izay mety hamono azy

Ref: Resy lahatra aho fa mbola be fihantrana…………………………………..


A&C:  Djhon RAMBAO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tovo J'Hay
Mpamaky : 1497
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ralayzik
Tamin'ny : 22/02/2017 20:32:01
ID : 9186

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo