You are here: home > Tononkira > Tovo J'Hay

Tiavo (Tovo J'Hay)



Ianao nilaza hoe
Hifindra ka handeha
Ka avelanao ho eto aho
Mba fantatrao ve?
Fa izy anie
Tsy mitady variana milalao

Tsy ianao irery ihany anie no anilany
Tsy mino aho…..!
Ny ditra sesi lany no mba vitany
Sy tiany atao!....

Ref: Toky be dia be
Fitia tsy mba voafehy
Zarainy eo imolony
Ka tsy ho tsapanao
Tsy ho takatrao
Izay rehetra mety ho vokany
Avia toneo ny fo
Andramo kely aloha
Mitia ilay tena tia anao
Sao lasan kafa indray
tononkira.serasera.org Ka zay ianao vao ho fay
Tsy ahay hitia intsony indray

Angamba kosa mety tsy ho takatro
Izay mety ho nofinao irinao aminy
Far aha ny fo mitempo reko ato anatiko
Dia ampy ahy tsy ilaiko tambiny

Mitia anao mitovy ny fitiavako
Tsy mino aho…!
Fa ny aningotra izay mety ho anjarako
No tiany ho atao!......

Ref: Toky be dia be
Fitia tsy mba voafehy
Zarainy eo imolony
Ka tsy ho tsapanao
Tsy ho takatrao
Izay rehetra mety ho vokany
…………………………..

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tovo J'Hay
Mpamaky : 629
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ralayzik
Tamin'ny : 22/10/2018 11:33:21
ID : 11066

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo