Miandry anao (TOVO J'HAY)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : TOVO J'HAY
Mpamaky : 2887
Nampidirin'i : Darlin
Tamin'ny : 27/01/2005 01:14:28
ID : 2890

Imprimer Facebook Facebook
Tsy mba niova eritreritra
Raha toa ianao mbola mihevitra
Feno dia feno ny hafanana ety
Mahafinaritra foana mahay mankafy

Tsy ho ela dia ho hitanao
Fa hiova toetra vaovao
Tsy ho hisy saina teritery
Lasa fo madio ve, sitrana ny fery

Miandry anao (miandry anao izahay)
Hiaraka (hiaraka aminay)
Toa foana (foana tokoa)
Hiova ilay (hiova ilay) fo

Tsara raha toy izay tamàna
Malaky ianao fa aza mianahana

Alaviro lavitra  ary aza asiana andraso


Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo