lafatra (TOVO J'HAY)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : TOVO J'HAY
Mpamaky : 2673
Nampidirin'i : RUFFIN ROHANS
Tamin'ny : 25/01/2005 15:29:42
ID : 2896

Imprimer Facebook Facebook
Injany feon aponga
Manako avy lavitra any
Feon’ankizy milalao
Toa reko manantona ahy

Miantsoantso hoe
Avia hilalao
Hanao farimbolana miodikodina
Amin ny andro diavolana

Kaky be izay toa sondriana
Taitra avy eo nanatona azy ireo
N’iza n’iza ankizy madiha dia mihira
Nanandrana napaka-peo

Diboka hafaliana ny fo
Hadino avokoa ireo izay rehetra tsy nahasoa
Revo nilalao,tehaka no atao
Toa lafatra ery izato ianao


Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo