Babo (TOVO J'HAY)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : TOVO J'HAY
Mpamaky : 11750
Nampidirin'i : Serah
Tamin'ny : 09/07/2005 08:06:03
ID : 3161

Imprimer Facebook Facebook
Am-pelatananao, ho avy re ny aiko
ny anaranao ho hajaiko, finidy silak’aina
efa babo tokoa, eny ka ny fo

Eo an-tratranao eo, no maha-mety ahy
eo amin’ny misy hafanana, hiaro ahy

Refrain
Raiso ho anao,
fiaraha-matotra tsy miova intsony
ilay fitia madio no tompoiny
efa niara-mtononkira.serasera.orgizara eny anjara
ny eo am-po hanambara

F’efa babo tokoa, f’efa hika ny fo
eo anilanao eo no mahatsara ahy
eo no tsisy ahihahy ny fanahy

Koa raiso ho anao, fiara-matotra tsy miova intsony
ilay fitia madio no tompoiny
efa niara-nizara eny anjara
o! o! o! o!
zay rehetra dia foiko mba

Refrain*3(nizara)

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo