Antsika roa irery (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka aloha fa samy miaiky isika roa
ninoninona mety hiseho
hiarahan tsika mizaka ireo

ny toky izay hifanaovantsika indray
ho namanao foana hatrany hatrany
na ho tsiky io na tomany

na miezaka mitia maniry ny hiaraka
mifanjoy ery malaina hisaraka

nefa hiaraha mahalala izao
ianao dia manana ny fiainanao
matahotra aho, ka darotra
sao dia manahirana.

Ref: nininko tsy lazaina
tsy tiko ho tantaraina
aleo aloha hiafina aho tsy hiseho
mbola ho hita eo, antsika roa irery
fiainana ireny
ny fontsika misento
indray miara mitempo
miezaka ny hifanantona indraindray
dia avy eo tsy sahy
fa te hifankatia
am po mangina.

Indray androanymety fiomehezantsika ihany
izao tantara izao, ninina natao
nefa efa voafaritra

izaho sy ianao akia
maniry hiaraka ho doria
mba ho matotra nefa voafatotra
ka aleo dia samy mionona

ref: nininko tsy lazaina
tsy tiko ho tantaraina
aleo aloha hiafina aho tsy hiseho
mbola ho hita eo, antsika roa irery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tovo J'Hay
Vangy : 4175
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ralayzik
Daty : 22/02/2017 20:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0859