Rehefa tafita izahay (Tomi Dadarozy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry kaky sy Neny o !
Omeo ahy ny zanakareo faravavy ,
Izaho tsy manana vola
Hanaovako fomba sy mariazy

Ny roa efa lasan' ny Vazaha
Ny iray an'ny sinoa
Mba omeo ahy Rafaravavy
Horavaky ny tokantranokeliko

FIV : Izy anie mba tia ahy
Izaho koa tsy manahy
Avelao hifankatia izahay
Ny retraite 'nareo ataonay milay
Rehefa mba tafita 'zahay

Inona no tinareo ?
Hanaovanay Villa ?
Asiana piscine eo an-tokontany ?
Limousine ny dabanareo amin'izany ?



Tonony sy feony : Tomi DADAROZY
Nandrindra : Toky Ar
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tomi Dadarozy
Vangy : 1034
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/01/2016 18:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717