You are here: home > Tononkira > Toky Fitia

Ianao foana no hiraiko (Toky Fitia)

Hasambarana mamy
Fiadanana hatrany
Ny manompo anao manome hafaliana
Tsy mety lany

Mampisava alahelo
Mandrava tomany
Hifikitra mafy aho ry tompo malala
Tsy hisalasala fa

Ny fihevitrao tsy haiko
Tsy takatry ny saiko
Ka na hiala aza ny aiko
Ianao foana no hiraiko
Fitantananao tsy haiko
Tsy takatry ny saiko
Ktononkira.serasera.orga na hiala aza ny aiko ianao ianao
Ianao foana no hiraiko

Ianao mahalala
Fiheverana tsara
Tsy hitondra loza fa hitondra fiadanana mandrakizay

Porofoiko ato am poko fa ianao no tompoiko e
Na ankahalaina sy latsalatsaina
Aza aho tsy hangaina fa

Ref:....

Ka na aiza na aiza hitondranao ahy
Izaho hatoky anao tsy mba hiahiahy fa....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Toky Fitia
Mpamaky : 147
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tsiaronitia
Tamin'ny : 13/11/2017 07:47:52
ID : 10142

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo