Nantsoina mba ho iray (TMT (Tanora Mpanentana Tsimialonjafy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nantsoina mba ho iray

Nantsoina mba ho iray
Izahay ry Ray
Navondronao ho fikambanana iray
Nantsoinao mba hanangana ny fikambananay
Dia izahay tanora sy ireo mpanampy anay

Ref:Ireo rehetra ireo
No navondronao mba ho iray
Hifanohana sy hifanampy
Ho fianakaviana iray

I Kristy sy ny teny toriantsika
No lalana mankany amin\\’izy Ray
Dia ny Ray izay fahamarinana
Lalana sy aina ho antsika
No arahina mankany amin\\’ny tena paradisa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TMT (Tanora Mpanentana Tsimialonjafy)
Vangy : 2255
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 03/01/2005 12:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749