Rue de ma peine (cover Amir) (Tk Gosse)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Zah fa ela no tianao
Fa matahotr'ah rah ny hilaz'azy aminao
Tia zah fa ianao nandao
Lasa lavitr'anao ka tsy hitako ny atao
Ny toetranao, famindranao, fihetsikao no mba itiavako anao
Ny fiainako raha tsisy anao hatramizao dia toy mahatsiaro irery zaho

Ref:
Tiako ho tsapanao ihany
Foko tena tianao
Ka mba raiso ihany
F'tiako itoetra anilanao
Ka mba miangavy e!
Mba raiso e!
Ny foko tia.(x2)
Oooh Oooh Oooh.....

2-Menatra aho rah hijery anao
Fa tena tafahoatra ny love anatiko ao
Miangavy re rah azo atao
Mba jereo ny foko f'aza avela tsotr'izao
Tsy mitsahatra ny tanako manoratra teny mamy ho anao
Ka rah mba henoinao ny hira ataoko ity dia manorata ho anah....

Ref:...

3-Zah te hiaraka aminao
na dia lavitra any e!
Raha mba nanidina aho izao
Dia nitoetra anilanao

Ref:...


Extrait de txt: Tk GoSse
Fb: Toky Rider
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tk Gosse
Vangy : 1013
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tookii
Daty : 23/06/2019 13:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3141