Liana (Titi Raha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Liana ho a tena liana aho e
Mahita anao ry tiana
Liana ho a tena liana aho eee
Mahita anao mangina
Raha toa ianao ka toreo ho a
Avia anilako eto
Raha toa ianao ka toreo ho a
Avia an-tratrako eto e
Ilay dina lovantsika iny e
dia ilay fiainana sariaka
Ilay dian lovantsika iny e
Dia ilay fiainana sariaka
Mba ho ravaka tsiky iny e
Ho masoandro soa baliaka
Mba ho ravaka tsiky iny e
Ho masoandro soa baliaka

Ilay fitiavaka mifoha
Tsy hatory intsony koa
Miramirana avokoa
Ireo voahary mpanasoa

A/C: Titi Raha-copyright
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Titi Raha
Vangy : 1942
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sanga
Daty : 22/11/2016 19:44
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142