Mahalala tiany (Tif à Tif)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Tif à Tif
Mpamaky : 1705
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 28/11/2002 16:08:30
ID : 1269

Imprimer Facebook Facebook
Mahalala tiany ianao, sa tsy mahalala, tsy tia
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Vao hanaja vady be, mampalahelo izy e e

Mahalala tiany ianao, sa tsy mahalala, tsy tia
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Hajao izy e, f’ianao lay tiany e,
Sao hanenenana e e

Izy anie matoky anao
Ianao ary manao ny atao e
Rehefa tonga aty manambitamby ery
Tsisy mahalala ny hadalana

Izy anie ka mitomany
Tsy avelanao mba manontany
Ny hafa ary indray no voatambitamby ery,
Nefa tsy tompon’ny fitia

Mahalala tiany ianao, sa tsy mahalala, tsy tia
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Vao hanaja vady be, mampalahelo izy e e

Mahalala tiany ianao, sa tsy mahalala, tsy tia
Vadinao hajaina f’izaho aza kotiana
Fa rahoviana ianao, fa rahoviana,
Hajao izy e, f’ianao ilay tiany e,
Sao hanenenana e e

Izy anie...

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo