Ho faniriako (Tif à Tif)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Tif à Tif
Mpamaky : 1308
Nampidirin'i : Francia
Tamin'ny : 27/04/2003 11:07:44
ID : 1647

Imprimer Facebook Facebook

   Réf: Samy tiako e! Izaho koa faniriko e!
        Izaho tia anao,ianao tia ahy
        Nofy izany e! Nofinofy ihany e!
       Mety tsy ho tanteraka androany
            Ou...Lazao e lazao e izay ao am-ponao
            Fa izaho manantena e!
            Manantena anao

Ou...Rahoviana,rahoviana
Izay nofy izay
Fa izaho miandry foana e!
Miandry anao

Réf:  Samy tiako e!...
           Ou...Lazao e...

Ou...Rahoviana...

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo