Tsy maninona (Tiana)
Mpihira : TianaMpamaky : 1091
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 23/12/2004 14:22:54
ID : 2831 TSY MANINONA
Teny teny ihany aho fa tsy nandao
Aza manahy ianao
Teny , teny aho nandinika an’izao
Zava-drehetra izao
Mba semba-drahona aho ,dia raho -mitatao
Fa nandihizanao
Tsy maninona e! tsy ahy tsinona e
Ny anjara sy lahatra ety
Fa an’ilay Mahefa sy be fitia
Tsy maninona e izao tsinona e
Dia nanaiky handefitra hatrany
Raha tojo adala tsy matotra
Eh eh tsy maninona anie
Entina milamina ny fiainana anie
Eh eh tsy maninona hoa
Entina milamina ny fiainana hoa
Inty , inty aho miharina indray
Fa sitrak’izy Ray
Satria , satria tiany hamita izay tsy vita
Mbola tiany hifankahita
Raha semban-drahona aho
Tsy hanatahotra aho
Fa izy hiaro ahy ao




