Misy hafaliana (Tiana)

Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Tiana
Mpamaky : 1204
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 04/09/2005 11:31:23
ID : 3246

Imprimer Facebook Facebook
[i]Auteurs
Bien Aimée Andriamanga Randrianarisoa dites “Tiana” et Jean Bruno Escyle
Compositeurs
Bien Aimée Andriamanga Randrianarisoa dites “Tiana”
[/i]

Misy hafaliana, Misy hafaliana. Ao am-poko ao fa hahita anao

  Izaho anie raha lavitra anao. Dia mametsovetso lava izao
Mé oublie pas moin seule dan’n fé noir. Si ou aide pas moin klèr mon fanal

  Misy hafaliana, Misy hafaliana. Ao am-poko ao fa hahita anao
Fa lavi-tiana Fa lavi-tiana. Manembona anao fa tsy afa-mandao

  Izaho anie rahalavitra anao. Dia mametsovetso lava izao
Mé oublie pas moin seule dan’n fé noir. Si ou aide pas moin klèr mon fanal

  Misy hafaliana, Misy hafaliana. Ao am-poko ao fa hahita anao
Fa lavi-tiana Fa lavi-tiana. Manembona anao fa tsy afa-mandao

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo