Tsisy hafa tsy ianao (THT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tamin'izany zah mbola kely
Mahita anao mitsiky ohatran'ny anjely
Rehefa hariva ny andro
Zaho manantena
Lay mifanao fotoana kely dia mifanena
Ianao mijery anah dia zah lay mody tsy mahita
Tsy hoe menatra aho fa mainka handeha
hiandry bus
Zao zah manenina fa lasa ianao dia tsy hita
ntsony
Fa nifindra trano lavitra any Mampikony
Ny hanadino anao tsy vita zany aloha tsy
lavina
Vao maika tiako be mahita anao lay mody
miavona
Ankehitriny aho manantena hoe mbola hifanena
Fa tsy lavitra ny tranoko eny Andranomena
Réf :
Na dia efa ela no tsy nahitanao ahy
Na dia nandritra ny fotoana maro izay
Dia ny ato am-poko mbola averiko eto indray
Tsy mbola niofo lay Fitiavana hatrizay
[Fa tsisy afa tsy ianao nao irery]×4
Ankehitriny aho manembona anao
Fa sendra mba naheno an'ilay hira
Dia lasa namaky ny sora-tananao tanaty kahie
de souvenir
Satria nosoratanao tao hoe
Ny antsika sy ianao c'est pour la vie
hoe tsika sy ianao ho mpivady dia hifindra
monina ho any Paris
Dia tadidiko tsika sy ianao
Lay miaraka foana rehefa récré
Ateriko rehefa mirava
Dia mody ah mbattre tsisy frais
Lay orok-tsika voaloha
Lay menatra ianao dia nikozy hoe dégue
Talohan'ny grande vacance 15Juin t@ 2002
Tsy adinoko mihintsy kia reny satria ianao lay
voaloham-pitia
MBA ekeo lay demande d'ajout an'ny bandy raha
toa ndry maheno an'ity Fa zah te hiresaka kely
fa tiako hiverenana indray ny fahiny
Fa zah mbola tia anao foana
F' ianao no nandao anah lay t@iny
Réf :
Ioh!!!
Mbola ato lay tablier manga
Lay t@ lay tsika iny niara-nibosy
Tehiriziko tsara ahatsiarovako anao
Rehefa zah lay mandalo any Itaosy
Tsy ho haiko fafana ny lasa
Mahatsiaro anao foana aho @zao fa tsy
tanako
Mety avy @anaranao ihany no mbola angalako
ny anaran'ny zanako
Zah aloha matoky fa misy fotoana ianao mbola
manembona anah
Fa raha tsika no hoe tafahoana @zao
dia ny suiteny mety ampanahy
Tiako hiverina kely ny fotoana
Dia @zay MBA mankafia kely raim
Sy hikoziko aminao hoe raha rafilahy ray dia
hiaretako fa tsy blem Natsiro ny fitia t@zany
za andeha hibosy tena motivé
Isan'andro zah Vao @dimy
Tsy tara efa anaty-na taxibe
Te ahita ny salovan-tavany
Tsy nahita olona-kafa fa jambany
Satria izy lay SIPA voalohany mba nahatsapako
ny atao hoe fitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : THT
Vangy : 20308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tatchy
Daty : 17/12/2014 13:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717