Just akama (THT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sphynx :
Yo Baby k’aiza k’aiza! tairo ianao ateriko na hoaiza na hoaiza /
Sipa oatra anao ataoko tsara taiza, zah mba meo num andefasako mess/
D oz’enao oe « sy poinsa, car tu ne pense qu’à mes fesses/
T’es qu’un frimeur, un coureur qui se la pète devant sa caisse ».
Aiza kosa Joh !izaho anie latsa-paka aminao /
aza atosika oatran’izao, fa ny foko mitempo ho anao /
Fa ny anao ny asesinao toa hoe izaho maditra, star ny rap dia manararaotra/
Ra tia anao ve zah dia diso tara lotra, tsy fidiny ho ahy ra be mpitsiriritra/
K’aza odiana fanina, kôziko eto imason’ny Fan /
Olom-banina @zay ra sphinx f’efa nahita ilay number one/
Dia ianao to nimemeh, nvanitika sady niteny hoe: /
Ra mpinamana dia ok, fa ny ankoatra izay aza manatena eh!
Baby, zah anie mitalao, tsy kilalao fa mba mila anao /
Tsy variana @ andilanao, fa anamboatra ny avenir-anao/
Dia oz’enao hoe: “NO NO, raha I sphinx tsy poinsa /
Izaho tsy miaraka @ MC fa aleoko mijanona ho just friend/

Ref :
Tsy koboko hoe taiza mintsy ilay nomerao “Phone” /
Dia izany aza mba sainon-tsaino
Fa isan’andro izao miantso anahy fona/
Tsy atoandro tsy @ marain-draina/
Sa tara angamba, dia manadala,
miseho mahalala ahy, misàlasàla /
Fa tsy sahy manambàra, dia te ho akama nefa tsy tafa/
Because I wanna just akama akama/

El Farao:
Izao efa namandrika fa milamîna /
izay hafa any ambadika any aninina/
Tena mety ho ratsy koa raha mbola ampina /
fa revy niainga fotsiny ihany ilay tamin’iny/
Ianao aloa efa koboko fa efa mamo be eh!/
Dia lasa fa naterina tany an-trano dia eh/
Atreo aloa nilamina fa samy ok eh/
avy eo lasa nivadika ho degany be eh/
Antsoina antsoina foana refa misy credit /
ilay jobako @zany lasa mikiredy/
Avy eo ianao mitetika ny ho fetsy fetsy /
lazainao fa ny ankiziko tsy mety mety/
D inona? Ra just just friend dia maninona?/
Rehefa tsy mety ilay kajy dia mangina/
Ny antsika lasa trop loatra /
ny fitiavanao aleo ho anao fa ny ahy efa any ankoatra/

Ref :
Tsy koboko hoe taiza mintsy ilay nomerao “Phone” /
Dia izany aza mba sainon-tsaino
Fa isan’andro izao miantso anahy fona/
Tsy atoandro tsy @ maraindraina/
Sao tara angamba, dia manadala,
miseho mahalala ahy, misàlasàla /
Fa tsy sahy manambàra, dia te ho akama nefa tsy tafa/
Because I wanna just akama akama/

Jiizz:
Baby, eo moa izao enoy fa zah anie mbola tsy niova,
ny rap tsy nampiova/
Izaho tsy degany na koa hoe bandy reraka/
Rehefa mi-swagg ah dia tara atramin’ny Pelaka/
Just friend, tsy mety amin’ahy “My lady”/
Tsisy bedy na lany atramin’ny credit/
Rehafa m-slim d asina skuno sy pull/
Izay ndray ny “style” fa tsy zaho no be fliriny/
Kôzio direct, kôzio rehefa tsy poinsa/
Fa lany fostiny ny cred nefa ianao tsy mba taitra/
Fa sura ianao fa anenina ka iantso amin’heriny/
Dia tsarovy fe efa lasa koa Jizz Macmayne/
Raha izay ny fikanao io, mbola ho itanao io/
Itady anahy ianao ianao io Baby baby/
Nefa tsy mety ianao io, vetivety aleo aloha/
Fafako aloha ilay numero phone/

Ref :

Tsy koboko hoe taiza mintsy ilay nomerao “Phone” /
Dia izany aza mba sainontsaino
Fa isan’andro izao miantso anahy fona/
Tsy atoandro tsy @ marain-draina/
Sao tara angamba, dia manadala,
miseho mahalala ahy, misàlasàla /
Fa tsy sahy manambàra, dia te ho akama nefa tsy tafa/
Because I wanna just akama akama/
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : THT
Vangy : 6354
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 25/09/2014 13:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719