Thug lesy (Thiera Kougar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazainao tia tena za
lazainao mafy loha za
ankalazainareo hoe izaho hono ratsy e
izaho ro mua nagnigno volango fa misy igno
anao miketron' olo mgnagno raha fady

za iala mua zoky
za iala mua zandry
tsikotsikonareo
andeso any andeso any

fi fanaja no angatahako
izay tataka itako tiko raha tatahako
fi filaminanana no ivavahako
enga anie ka ho samy tafa ireo ralahiko
mandeha solo fa tsy seul aho
raha misy fahalemena ts koi fa olombelona aho
raha endry ianao ny anao atsaraina
fa za aza tsaraina

tsy aiko aloha na mety na tsy mety fa dia izay
ny fiainako galère vetivety dia milay
tsy mitsiriritra izay anananao
izahay nefa raha manana toa tsiriritinao
tsy mba panambany sady tsy mba tia manompo
hafa mihintsyny olona vao zanakin ny tompo

za mpanao reggae fa ny lifeko tsy peace & love
tsoriko aminao fa izaho tsy miarakam nofa

ianao io koziko face a face
lay tia mifosafosa
manao fisainana foza
f iza f inona ny antony tsy hay
tsisy atao dia manao resaka mamofo tay
za tsy inamana aminao zany vao bomboclaty ny ekipanao
za tsy hinamana aminao zany na oviana na oviana



Auteur: THIERA KOUGAR
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thiera Kougar
Vangy : 2894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/10/2014 22:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0704